|
|
|
|

Entrée1 enjehina
Radical  2enjika
Partie du discours  3 verbe passif
Explications en malgache  4 Arahina: Nenjehiko moramora avy aoriana ry zalahy
Tratrarina an-kazakazaka avy aoriana: Nenjehin' ny polisy ilay mpangalatra ka azony ihany nony afaka folo minitra
Asiana an-kolaka na mivantana: Tsy fantatro izay ratsy nataoko fa enjehin' ny namako aho
Ampijalijalina, trandrahina hatraiza hatraiza: Nenjehina aoka izany ny mpikambana anisan' ny VVS [1.1]
Explications en anglais  5 to be pursued, to be persecuted [1.7]
Explications en français  6 qu'on poursuit, qu'on persécute [1.8]
Morphologie 
7 Présent :
8 Passé :
9 Futur :
10 Impératif :
Tous les mots composés  11enjehin' ny fieritreretana
Proverbes  12 Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02