| Entrée | 1 enjika | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 
3 Fanarahana avy aoriana mba hanatratrarana: Enjika papelika [1.1] | 
| Explications en français | 
4 fuite, poursuite, persécution [1.3] | 
| Exemples | 
5 Ny anaran' Idada, izay entiko, no mbola mampisalasala azy kely, fa rehefa tena azony antoka ho "mpamadika" aho, dia ho avy ny enjika sy ny hazakazaka arahin-tosika isan-karazany!
[2.944] 
 | 
| Dérivés | 
  | 
| Anagrammes | 25 enjika, 26 njaike | 
| Mis à jour le 2025/09/19 | 
 |