Entrée | 1 mienjika |
Radical | 2 enjika |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Milefa, mandositra: Nienjika tany an-tsaha ilay kisoa vao novidina Mihazakazaka atsy sy are; mikarenjy, miriorio: Lasa nienjika any an-tokotany any ny ankizy Manohitra, mirintona tsy manaiky: Mienjika izaitsizy amin' ny mpampianatra azy io mpianatra io [1.1] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |