| Entrée (1/4) | 1 tamana |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Zatra: Tama-miresaka amin' ny eo akaikinao ianao rehefa manazava lesona ny mpampianatra
4 Enti-milaza biby ompiana na olona nifindra fonenana ka mipetraka tsara amin' ny misy azy fa tsy mitady hiverina amin' ny niaviany intsony: Efa tamana ireo akoho vao novidina ka mahalala mody ao am-pisoko rehefa hariva 5 Finaritra amin' ny toerana iray: Tamana any ambanivohitra izy [1.1] |
| Explications en anglais |
6 happily settled, liking a place or situation
[1.7] |
| Explications en français |
7 apprivoisé
[1.8, 1.196] 8 qui se trouve bien là où il est; 9 qui se plaît dans un endroit; accoutumé [1.8] |
| Exemples |
10 ny soa tamana tiam-bady, ary ny hendry tamana tian-kavana.
[2.69#227]
11 Izaho, hoy izy, tsy tamana intsony any amin ‘ny kilasimandry. [2.356#21] |
| Dérivés |
|
| Proverbes | 22 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/4) | 23 tamana |
| Partie du discours | 24 adjectif |
| Explications en malgache |
25 lehibe (omby)
[Taisaka]
[1.78] |
| Entrée (3/4) | 26 tamana |
| Partie du discours | 27 nom |
| Explications en malgache |
28 zanak'omby vavy
[Bara]
[1.78] 29 ombivavy [Tanosy] [1.78] |
| Vocabulaire | 30 Zoologie: mammifères |
| Entrée (4/4) | 31 tamana |
| Partie du discours | 32 nom |
| Explications en français |
33 . D'après Grandidier, espèce de bambou de la côte Nord-Ouest.
34 Encore appelé volosy. [Tankarana, Sakalava] [1.196] |
| Vocabulaire | 35 Botanique |
| Anagrammes | 36 manata, 37 Matana, mataña, 38 tamana |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|