|
|
|
|

Index

Proverbes : manaritra

Proverbe 1Ilaozanao mbola tsy manaritra aho, ka hanina anao no androatokon' aretina. [2.558 #1396]
Ilaozanao mbola tsy manaritra aho, ka ny hanina anao no androatokon' aretina. [2.165 #1990]
Ilaozanao mbola tsy manaritra aho, ka ny hanina anao no androa-tokon' ny aretina. [2.415]
Traduction françaiseVous me laissez avant que je sois guéri, et le désir que j' ai de vous voir fait les deux tiers de ma maladie. [2.415 #2793]
Vous me quittez avant que je sois guéri, et l' ennui de vous forme les deux tiers de ma maladie. [2.165]

Proverbe 2Raha mahare teny tsy tiana : ny marary tonga finaritra ary ny malemy tonga matanjaka. [2.558 #3599]
Raha mahare teny tsy tiana : ny marary tonga manaritra, ny malemy tonga matanjaka. [2.415 #2820, 2.653 #2674]
Traduction françaiseEn entendant des mots désagréables, les malades sont guéris et les faibles deviennent forts. [2.415 #2820]
Interprétation françaiseOn se trouve excité par les mots désagréables. [2.415 #2820]

Index