|
|
|
|

Index

Proverbes : mahamanina

Proverbe 1Akaiky mahatahotra, lavitra mahamanina, ohatry ny kotrok' orana. [2.558]
Akaiky mahatahotra, lavitra mahamanina, toy ny orana. [2.165 #905, 2.415 #3092]
Traduction françaiseFaire peur de près et faire soupirer de loin, comme la pluie. [2.415 #3092]
Qui effraye de près et fait soupirer de loin, comme la pluie. [2.165 #905]

Proverbe 2Kotrokorana : ny voaloliany ihany no mahamanina, fa ny aoriana tselatra sy varatra be ihany. [2.974 #132]
Traduction françaiseLe mariage est comme le tonnerre : les premiers coups font soupirer d’aise, puis ce sont des éclairs et des éclats. [2.974 #132]

Proverbe 3Ny fanambadiana tahaka ny kotrokorana : ny voalohany ihany no mahamanina, fa ny aoriana tselatra sy varatra be ihany. [2.653]
Ny fanambadiana toy ny kotrok' orana, ny voalohany no mahamanina fa aoriana mampanahy. [2.558 #2955]

Proverbe 4Sokina am-body voaroy: alain-tsy azo; avela, mahamanina. [2.653 #2916]

Index