|
|
|
|

Entrée (1/3)1  orana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Rano mirotsaka avy eny amin' ny habakabaka vokatry ny fivongovongoan' ny rahona ho rano: Mamelombelona ny zavaboary ny orana ~ Avy ny orana ~ Latsaka ny orana ~ Mitsahatra ny orana. [1.1]
4 Rahona mihantona eny amin' ny rivotra manodidina ny tany izay tonga rano ka milatsaka mitaika ety ambonin' ny tany. [1.1]
Explications en anglais  5 Rain. [mal. Ujan; polyn. Na.]. [1.2]
6 Rain. [1.7]
Explications en français  7 Pluie. [1.8]
Exemples  8  Midona ny orana any Ankaratra [2.131]
Morphologie 
9  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Adjectifs :
Vocabulaire  12  Météorologie
Synonymes  13 ranonorana
Tous les mots composés  14  23 combinaisons de ce mot
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/3)16  orana
Partie du discours  17  nom
Explications en malgache  18 Fanadiovana na famotsiana ny firava-bolamena na volafotsy.. [1.1]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Noms :

Entrée (3/3)25  orana
Partie du discours  26  nom
Explications en malgache  27 patsa. [Tanosy] [1.78]
28 Karazam-biby mivelona any anaty rano, misy hodiny mafy, lavalava vatana, ary folo ny tanana aman-tongony ka ny roa voalohany misy kinifinifiny milentika amin' ny nofon' izay ketohiny. [1.1]
Explications en anglais  29 the Madagascar crayfish, which is very plentiful in the rivers and streams of the interior. It belongs to a genus peculiar to te island, and stands alone in some of the peculiarities of its structure. Astacoides madagascariensis, And. and M.-Edw. [comp. mal. Udang, a lobster; jav. And many Malayan languages uran, a prawn.]. [1.2]
30 a shrimp. [1.7]
Explications en français  31 écrevisse. [1.8]
Exemples  32  Raha tia orana hianao dia hakanay anio alina, fa mora azo foana izy ireny raha itondrana fanilo [2.324]
Vocabulaire  33  Zoologie: invertébrés
Tous les mots composés  34  10 combinaisons de ce mot
Proverbes  35  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  36 anaro, 37 arano, 38 aroña, arona, Arona, 39 orana, 40 ranao, 41 raona, 42 roaña

Mis à jour le 2025/11/10