Entrée ranonorana (rano, orana)
Partie du discours nom
Définition malgache Rahona mihantona eny amin' ny rivotra manodidina ny tany izay tonga rano ka milatsaka mitaika ety ambonin' ny tany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise rain. [mal. Ujan; polyn. Na.]. Compare erika [Richardson 1885]
 rain [Hallanger 1973]
Définition française pluie, eau de pluie [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Synonymes orana
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1zavona ve sa ranonorana? [Fox: Hainteny, numéro 147]
2- tsy tanteraky ny hatsiaka mamely sy ny ranonorana mety hifafy, ny efitra moa voafanan' ny jiro sy ny afo ao aminy rahateo. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 150]
Citations 
Articles 

2017/06/29