Entrée | 1 voalohany |
Partie du discours | 2 adjectif ou adverbe |
Radical | 3 aloha |
Explications en malgache |
4 [1.1] Loha laharana, ny aloha indrindra: Ny volana zanvie no volana voalohany amin' ny taona Fiandohana: Tany am-boalohany |
Explications en anglais |
5 [1.2] the first in the ordinal numbers. 6 [1.7] first, the first |
Explications en français |
7 [1.3#843, 1.8] premier 8 [1.3#843] premièrement qui est en tête 9 [1.8] le premier en premier lieu |
Exemples |
10 [2.324] Izany no hatao voalohany indrindra.
11 [2.471] - Efa ho telopolo taona lasa izay no nidirako tato voalohany, hoy izy. |
Morphologie |
|
Tous les mots composés | 14 14 mots contenant voalohany |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |