Entrée sokina
Partie du discours nom
Définition malgache Biby misy tsilotsilony mandrakotra ny lamosiny, mpihinam-bibikely (ny sokina dia anisan' ny biby voalaza ho mahasoa noho izy mihinana ireo kankana, bibikely, bibimandady fatra-panimba zavatra), halavany: 20 sm. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a small tenrec or quill-pig [Hallanger 1973]
Définition française hérisson [Rajemisa: Vakoka]
 hérisson; tenrec [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Citations 
Articles 

Entrée sokina
Partie du discours nom
Définition malgache  sokona [Rajemisa 1985]

2017/06/29