Index

Proverbes : herintaona

Proverbe Ampanga diso an' Andringitra : herintaona ngarangidina ka tovon-tanana ihany. [Rinara 1974]
Ampanga diso an’ Andringitra: herintao-ngarangidina, ka tovo-tanana ihany. [Cousins 1871]

Proverbe Andevolahy mamono tompo mangina : voky hena indray alina, fa hiongo-belona herintaona. [Veyrières 1913 #512, Cousins 1871]
Andevolahy mamosavy tompo : voky hena indray alina, fa hiongo-belona herintaona. [, , Cousins 1871]
Andevolahy namosavy tompo: hena indray manokona ka tapa-taona niongo-bolo ihany. [Houlder 1895 #2311]
Traduction française Esclave qui jette un sort à son maître pour le faire mourir, ou bien le tue en cachette : il sera repu de viande une nuit, mais il lui faudra faire le deuil pendant toute une année. [Veyrières 1913 #512]
Interprétation française Pour une satisfaction d' un moment, il ne faut pas s'exposer à une longue peine. [Veyrières 1913 #512]

Proverbe Aza midera vinanto iray volana. [Rinara 1974 #737]
Tsy midera vady herintaona, na mandoka ny vinanto roa volana. [Rinara 1974 #4696]

Proverbe Ny ondrindrano herintaona mihodidina, ka famaky kely iray ihany no azony. [Cousins 1871]
Ny ondrindrano : herintaona mihodidina ka famaky kely izay ihany no azo. [Rinara 1974 #3199]

Index