Entrée mamosavy (mosavy)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manisy mosavy, mamorika, manimba ka mahafaty: Lazain' ny olona fa ilay olona tao atsimony, hono, no namosavy azy
¶ Milaza ny tsy mety, toy ny, ohatra, milaza olontsy heny ho mpivady: Ranona itỳ mamosavy mihitsy; olona mpianadahy ireny ka ataonao hoe mpivady
¶ Manao zavatra mety hahavoa: Mamosavy izay nanaparitaka ireto fanjaitra ireto teto amparafara?
¶ Enti-milaza ny saka manana anaka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to bewitch [Richardson 1885]
 to practice withcraft, to cast a spell [Hallanger 1973]
Définition française ensorceler, jeter un maléfice [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Morphologie 
mamosavy
namosavy
hamosavy
mamosavia
Exemples Ny mamosavy hitan' olona, ka ampandoaviny vola, dia tsy lazalazainy, no atao hoe mividy laona. [Rabezandrina: Ikotofetsy, page 24]
Citations 

2015/02/27