Entrée mosavy
Partie du discours nom
Définition malgache Zavatra ataon' olona mety hanimba na hahafaty noho ny poizina na ny herin' ny ratsy ao aminy; vorika
Mitovy hevitra: famorehana ~ fanafody ~ ody ~ raodia ~ tolak' olona ~ tsongodia ~ voankanina ~ vorika [Rajemisa 1985]
Définition anglaise witchcraft; a spell cast on someone [Hallanger 1973]
Définition française maléfice, sortilège [Hallanger 1974]
Dérivations 
Citations 

2017/07/03