|
|
|
|

Entrée1  famorehana
Radical  2 vorika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Famosaviana amin' ny ody; fanomezana sakafo misy ody mahafaty na mankarary. [1.1]
Explications en français  5 L’action d’ensorceler, de faire des maléfices, le moyen, la cause. [1.3#860]
Exemples  6  ody ratsy famorehana olona kosa tsy mahalala izany aho, na dia ohatra ny loha-paingotra aza. [2.643#]

Mis à jour le 2025/09/12