|
|
|
|

Index

Proverbes : fahalainana

Proverbe 1Akory ity ilay malaina no mitarehin-jaza aizana ka mavozon' ny haka-moana mararin' ny tazon' ny fahalainana ary mitarehim-balala maty. [2.165 #712]
Traduction françaiseRegardez-moi ce paresseux qui a l' air d' un petit enfant malade et qui est éreinté de paresse: il est malade de la fièvre de paresse et ressemble à une sauterelle morte. [2.165]

Proverbe 2Miadam-pandeha ny fahalainana, ka mora tratry ny fahoriana. [2.974 #490]
Traduction françaiseLa paresse va si lentement que bientôt la misère l’a atteinte. [2.974 #490]

Proverbe 3Ny fahadalana hoatry ny aretin' androbe : vory vahoaka, vao manala baraka. [2.415]
Ny fahadalana ohatra ny aretin’ androbe : vory vahoaka vao manala baraka. [2.653]
Ny fahalainana hoatry ny aretin' androbe : vory vahoaka, vao manala baraka. [2.415]
Ny fahalainana ohatra ny aretin’ androbe : vory vahoaka vao manala baraka. [2.653]
Ny fahalainana toy ny aretina androbe : vory vahoaka vao manala baraka. [2.558 #2944]
Traduction françaiseLa stupidité et la fainéantise sont comme l' épilepsie : c' est quand la foule est réunie que cela vous déshonore parce qu' alors on s' en aperçoit. [2.415 #2101]

Index