Entrée androbe
Partie du discours nom
Définition malgache  [Betsimisaraka] karazana aretina izay torantorana foana [Rakotosaona 1972]
 Aretin-kozatra tsy fantatra antony na fiaviana, fa ny fisehoany no amantarana azy: miantso mafy ny marary, dia midaboka ary tsy mahatsiaro tena; rehefa avy henjana ny vatany rehetra dia manomboka mifanintona amin' izay izy; fanafody mampihena ny mangirifiry no misy fa tsy mahasitrana ny androbe tanteraka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise [be, great.] Epilepsy, so called because the attacks are supposed to come on in the middle part of the day. [Richardson 1885]
 epilepsy [Hallanger 1973]
Définition française épilepsie [Hallanger 1974, Rajemisa: Vakoka]
Vocabulaire 
Citations 

Entrée androbe
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache  [Betsimisaraka] antoandro [Rakotosaona 1972]

2009/10/16