Index |
|
|
|
Proverbes : bary
|
|
|
Proverbe 1 | Malaza ho bary, kanjo maso didy ihany. [2.558 #1929]
Malaza ho bary, kanjo ny maso didy ihany. [2.653, 2.415]
|
Traduction française | Avoir la réputation d' avoir de beaux yeux, bien ouverts et cependant avoir les yeux chassieux. [2.415 #1572]
|
Interprétation française | Se disait des gens ne méritant pas leur réputation. [2.415 #1572]
|
|
|
Proverbe 2 | Ny bary maso tsy tambo hanafatra, ka ny koro sofina indray no hampitamby? [2.558 #2913]
|
|
|
Proverbe 3 | Ny njola no atao mifanaraka, ny mipotsa-maso no lazaina ho bary, dia ny fitiavana azy no betsaka. [2.558]
|
|
|
Index |
|
|