|
|
|
|

Entrée1  manafatra
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  hafatra
Morphologie 
4  Présent :
5  Présent :
6  Passé :
7  Passé :
8  Futur :
9  Futur :
10  Impératif :
Explications en malgache  11  [1.1] Manome zavatra hampanaovina olona: Nanafatra ahy Rabe mba hitondra itỳ taratasy itỳ aty aminao
Mampaka, manao izay hahatongavana, mividy any lavitra: Nanafatra boky, nanafatra mpampianatra any Antananarivo izahay
Mamporisika, manoro hevitra: Nanafatra ny mponina ny filohan' ny Nosy mba hiasa daholo
Explications en anglais  12  [1.2] to bequeath, to specify; to order, to send for.
13  [1.7] to entrust with a commission; to warn; to order merchandise
Explications en français  14  [1.3#203, 1.8] Donner commission, charger
15  [1.3#203] mander, recommander, commander
16  [1.8] passer une commande
Exemples  17  [1.437#] Aza manafatra ny mby an-dalana!
18  [2.643#] Raharaha haingam-bola ny mamarina entana any Andafy sy ny manafatra ny avy any.
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot manafatra

Anagrammes  20  fanamatra, faramanta, manafatra, mantafara, namafatra

Mis à jour le 2025/07/29