|
|
|
|

Index

Proverbes : atsangana

Proverbe 1Hanao ahoana hianao ? Izy main’ ny afo natsangany. [2.653 #1020, 2.974 #245]
Traduction françaiseQue voulez-vous ? Il a péri dans le feu qu’il a allumé. [2.974 #245]

Proverbe 2Izy main' ny afo natsangany. [2.165]
Traduction françaiseÊtre brûlé par un feu qu' on a allumé soi-même. [2.165]

Proverbe 3Main' ny afo natsangana. [2.558 #1900]
Main' ny afo natsangany. [2.415 #6071]
Main' ny afo natsangany izy, ary voakaikitry ny amboakely tiany. [2.415 #5448]
Traduction françaiseBrûlé par le feu qu' on a soi-même allumé, mordu par le chien qu' on aime. [2.415 #5448]
Brûlé par le feu qu' on a soi-même allumé. [2.415 #6071]
Interprétation françaiseOn a affaire à des ingrats. [2.415 #5448]

Proverbe 4Na manin-kitoetra aza ny vahiny, noroahin' ny efitra natsangana. [2.558 #2727]

Proverbe 5Natsangako kiady, nazerany, nalahatro vato, nakorontany, koa veloma ry tantely lava, masina ry tantely fohy, fa lany haika izaho havanareo. [2.558 #2771]
Natsangako kiady, nazerany ; nalahatro vato, nakorontany; veloma, ry tantely lava; masina, ry tantely fohy, fa lany haika aho. [2.653 #2097]

Proverbe 6Ny vadikely natsangany ho zanaka. [2.415 #1431]
Traduction françaiseC'est une épouse secondaire que son mari a adoptée. [2.415 #1431]
Interprétation françaiseLorsque la polygamie cessa, les polygames adoptèrent souvent leurs épouses secondaires. [2.415 #1431]

Index