Entrée alahatra (lahatra)
Partie du discours   verbe passif
Définition malgache   Atao milahatra apetraka manaraka tsipika mahitsy: Alaharo tsara ireo mpianatra ireo
¶ Atao mirindra tsara: Tsy nisy nivaona ny teny nalahany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to be arranged; to be delivered (of a speech); to be set (of type). [Hallanger 1973]
Définition française   à arranger, à mettre en ordre, qu'on range, qu'on aligne, qu'on dispose, qu'on compose, qu'on prononce: Tsy misykiany ny teny nalahany (Le discours qu'il a prononcé est sans défaut) [Abinal 1888]
   qu'on arrange, qu'on prononce (se dit d'un discours); qu'on compose (imprimerie). [Hallanger 1974]
Définition malgache   ¶ alaharo mijotso, alaharo mihena, alaharo mijetsy: alaharo miainga amin'ny isa lehibe indrindra mankamin'ny isa kely indrindra
¶ alaharo misonga, alaharo mitonibo: alaharo miainga amin'ny isa kely indrindra mankamin'ny isa lehibe indrindra [SLP: Voambolana]
Définition française   ¶ alaharo mijotso, alaharo mihena, alaharo mijetsy: mettre dans l'ordre décroissant
¶ alaharo misonga, alaharo mitonibo: mettre dans l'ordre croissant
¶ alaharo mifanohitra: monter en opposition. [Vocabulaire: Physique] [SLP: Voambolana]
Exemples  
1Raha alahatra ny tantara dia toy izao no fitohiny: [Randzavola: Baiboly, page 376]
2Alahatra manodidina ny karangana ka lazaina fa omby ilay valala maitso voatango, ary toandro kely no mimamà mampitrena azy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 26]
3ataony eo ambonin'ny latabatra madio ny mofo alahatra; [Baiboly: 14:013:011/Tantara II 13:11..]
Morphologie  
alahatra
alahatro
alahatrao
alahany
alahatsika
alahatray
alahatrareo
alahatr'
alaha-
alahatry
nalahatra
nalahatro
nalahatrao
nalahany
nalahatsika
nalahatray
nalahatrareo
nalahatr'
nalaha-
nalahatry
halahatra
halahatro
halahatrao
halahany
halahatsika
halahatray
halahatrareo
halahatr'
halaha-
halahatry
alaharo
Citations  

Mis à jour le 2013/12/09