Entrée lahatra
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fitohitohizan-javatra na olona manaraka tsipika iray; fametrahan-javatra na olona mihitsy tomandavana: Tsara lahatra ny boky eto ambony latabatra izany
¶ Lamina, fandaminan-javatra: Tsara lahatra ny kilalao tamin' ny lanonana 26 Jiona
¶ Firindra, filazan-javatramilamina mifanaraka tsara: Tsy ilaina ny kabary tsara lahatra fa poaka aty
¶ Fitondran' Andriamanitra na ny vintana mihatra amin' ny olombelona: Izao no lahatra ka atao ahoana? [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   order, arrangement; ranks; fate [Hallanger 1973]
Définition française   rang, alignement, ordre, organisation, arrangement, discours: Tsara lahatra ny boky (Les livres sont bien rangés) ~ Tsara lahatra ny mpianatra (Les élèves sont bien alignés) ~ Tsara lahatra ny nanaovany izany raharaha izany (Il a bien organisé ce travail) [Abinal 1888]
   rang, ordre; destin [Hallanger 1974]
Définition française   destinée [Rakotonaivo 1993]
Exemples  
1Ramielovola Ramielovoahangy / ny nifiny dia vato lahatra / ny tanany dia vanim-bero / ataonao ho trandraka anaty voaroy ve aho Randriamatoa? [Fox: Hainteny, numéro 49]
2Ary na dia manaiky aza hianao, ka tsy lahatra, ho tanteraka aiza, ka afaka ny tsiny? [Rajohanesa: Kintana]
Dérivations  
Morphologie  
lahatra
lahatr'
laha-
-dahatra
-dahatr'
-daha-
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Mis à jour le 2017/07/04