Entrée mandahatra (lahatra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mametraka zavatra mahitsy tomandavana: Sahirana ery Ilita kely nandahatra ny bokin-drainy teo ambony latabatra
¶ Mandamina: Raha efa izany, dia nandahatra ny raharaha hataony ny ampitso izy
¶ Manao kabary; miresaka manao fihetseham-be amin' ny tanana: Mahay mandahatra ilay mpitandrina nitory teny anikeheo ~ Nandahatra teo ny anao nefa tsy nisy nihaino akory [Rajemisa 1985]
 mamorona lahatsoratra [SLP 1986]
Définition anglaise to arrange; to set type; to make a speech [Hallanger 1973]
Définition française bien arranger; composer (imprimerie); donner un discours [Hallanger 1974]
Définition française ranger, ordonner; rédiger
¶ mandahatra mijotso: ranger par ordre décroissant. [Vocabulaire: Mathématiques] [SLP 1986]
Morphologie 
mandahatra
nandahatra
handahatra
mandahara

2013/10/13