Entrée azera (zera)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Adaboka, alavo, apotraka: Nazera ilay trano efa nivava fa natahorana sao handratra ny mpandalo
¶ Avarina: Azerao any an-kady any ny fatin' io saka io [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be thrown or cast down. [Hallanger 1973]
Définition française qu'on jette à terre; avec quoi on bat [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Morphologie 
-kazera
azera
azerako
azeranao
azerany
azerantsika
azeranay
azeranareo
azeran'
azeran-
azeram-
nazera
nazerako
nazeranao
nazerany
nazerantsika
nazeranay
nazeranareo
nazeran'
nazeran-
nazeram-
hazera
hazerako
hazeranao
hazerany
hazerantsika
hazeranay
hazeranareo
hazeran'
hazeran-
hazeram-
azerao
Exemples Dia azera ao anaty rano ilay olona tsaraina. [Randriamamonjy: Tantara, page 423]
Citations 

2018/08/05