Index

Proverbes : amatorana

Proverbe 1Mpialin-drafia nahazo mpangalatra : vonona raha hamatorana. [1.147 #M141]
Mpialin-drafia nahazo mpangalatra: voñona hafatotra hamatorana. [2.165]
Mpivaro-drofia nahazo mpangalatra, ka vonona ny tady hamatorana. [2.558 #2637]
Mpivaro-drofia nahazo mpangalatra : vonona ny kofehy hamatorana. [2.415 #4307, 2.653 #1998]
Interprétation malgacheMpaka rofia nahazo mpangalatra: vonona ny kofehy hamatorana. [2.165]
Traduction françaiseQuand un marchand de raphia arrête un voleur, il a le lien tout prêt pour le garrotter. [2.415 #4307]

Proverbe 2Salaka namatorana osy, ny osy lasa, ny salaka tapaka. [2.558 #3824, 2.653 #2842]

Index