Entrée salaka
Partie du discours nom
Définition malgache Lamba lavalava nahodidin' ny lehilahy ny valahany taloha dia nasadikany amin' ny elakela-peny hifandray amin' ilay manodidina ny valahana (raha indray mihodina monja izy dia atao hoe salaka tokan' olona). [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a loincloth
¶ a baby's diaper or nappy [Hallanger 1973]
Définition française pagne
¶ lange d'enfant [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Dérivations 
Synonymes fato
Mots composés, titres, noms 
Exemples Kilaoty bory, salaka, no hany fitafiana navela nanaovany. [Andraina: Mitaraina, page 222]
Citations 

2013/06/10