Index

Proverbes : akatatra

Proverbe Fotsimbary tsy ilaozan' akatatra (akotry) ary lohan' omby tsy ilaozan-delany. [Rinara 1974 #1203]
Fotsimbary tsy ilaozan’ akatatra ; lohan’ omby tsy ilaozan-delany. [Cousins 1871 #991]
Fotsimbary tsy ilaozan' akatatra, lohan' omby tsy ilaozan-delany, teny maro tsy ilaozan' ny ota. [Veyrières 1913]
Fotsimbary tsy ilaozan' akatatra, tanàna tsy ilaozan' adala. [Rajemisa 1985 #42]
Ny vary tsy ilaozan' akatatra, tanàna tsy ilaozan' adala. [Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Na aiza na aiza tsy maintsy ahitana olona hafahafa miavaka amin' ny maro ihany. [Rajemisa 1985 #42]
Tsy maintsy misy tsininy kely fa tsy tsara tanteraka akory. [Rajemisa 1985]
Traduction française Dans du riz blanc, il reste toujours des grains non décortiqués; dans une tête de boeuf, il y a toujours une langue ; dans un long discours il y a toujours quelques fautes. [Veyrières 1913]
Interprétation française Il ne faut pas demander l' impossible. [Veyrières 1913 #5752]

Proverbe Toto vary maizina : ao am-bava vao mifantina akatatra. [Veyrières 1913 #3760, Cousins 1871 #3154]
Traduction française Quand on pile le riz dans l' obscurité, c' est dans la bouche que se fera le triage des grains non décortiqués. [Veyrières 1913 #3760]
Interprétation française Se disait des travaux ébauchés, mal faits. [Veyrières 1913 #3760]

Index