<- -> |
[King James Bible] Book of Ezekiel |
[Baiboly 1865] Ezekiela |
[Baiboly Katolika] Ezekiela |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Ezéchiel |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eze / Ez 8:11 | And there stood before them seventy men of the ancients of the house of |
Ary nisy olona fito-polo lahy, isan' ny loholon' ny taranak' Isiraely, nitsangana teo anoloan' ireo, ary Jazania, zanak' i Safana, nitsangana teo afovoany, samy nitondra ny loviany fandoroana ditin-kazo manitra teny an-tànany avy, ary ny setroky ny ditin-kazo manitra dia nidonata. | Ary nisy fitopolo lahy, amin' ny loholon' ny taranak' Israely, ka anisan' ireo Jezoniasa, zanak' i Safana, ary nitsangana teo anoloan' izany sary izany ireo; samy nanana ny fanembohany teny an-tànany avy, ka nisondrotra avy eo ny hanitry ny emboka nijofo. | Soixante-dix hommes, des anciens de la maison d' |