<- -> |
[King James Bible] Book of Ezekiel |
[Baiboly 1865] Ezekiela |
[Baiboly Katolika] Ezekiela |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Ezéchiel |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eze / Ez 47:17 | And the border from the sea shall be |
Ary ny fari-taniny dia hatramin' ny ranomasina, dia Hazar-enana, fari-tanin' i Damaskosy, ary amin' ny avaratra dia Hamata no fari-taniny. Izany no lafiny avaratra. | Ka izao no faritany hatramin' ny ranomasina: Hatzera-Enona, ny sisin-tanin' i Damasa, ary avy eo mandroso mianavaratra hatrany amin' ny sisin-tanin' i Hamata. Izany no lafiny avaratra. | la frontière s' |