<- -> |
[King James Bible] Book of Ezekiel |
[Baiboly 1865] Ezekiela |
[Baiboly Katolika] Ezekiela |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Ezéchiel |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eze / Ez 44:15 | But the priests the |
Fa ny Levita mpisorona, taranak' i zadoka kosa, izay nitandrina ny anjara-raharaha ny amin' ny fitoerako masina, tamin' ny nivilian' ny zanak' Isiraely niala tamiko, dia izy no hanatona Ahy hanao fanompoam-pivavahana ho Ahy, ary izy no ho eo anatrehako hanatitra ho Ahy ny sabora sy ny rà, hoy Jehovah Tompo. | Fa ireo levita mpisorona, taranak' i Sadaoka kosa, izay nitandrina ny fandaharana momba ny fitoerako masina tamin' ny nivilian' ny zanak' Israely nanalavitra ahy, dia izy ireo no hanatona ahy hanao ny fanompoana amiko, sy hitsangana eo anatrehako, hanatitra ny sabora sy ny ra, - teny marin' ny Tompo Iaveh. | Quant aux prêtres lévites, fils de |