<- -> |
[King James Bible] Book of Ezekiel |
[Baiboly 1865] Ezekiela |
[Baiboly Katolika] Ezekiela |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Ezéchiel |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eze / Ez 33:21 | And it came to pass in the twelfth year of our captivity, in the tenth month, in the fifth day of the month, that one that had escaped out of |
Ary nony tamin' ny andro fahadimy tamin' ny volana fahafolo tamin' ny taona faharoa ambin' ny folo taorian' ny namaboana antsika, dia nisy olona efa nandositra avy tany Jerosalema tonga tao amiko ka nanao hoe: Afaka ny tanàna. | Tamin' ny taona faharoa ambin' ny folon' ny nahababo antsika, tamin' ny volana fahafolo, andro fahadimin' ny volana, nisy olona nandositra avy any Jerosalema, tonga tao amiko nilaza hoe: | La douzième année, le cinq du dixième mois de notre captivité, le rescapé arriva vers moi de |