<- -> |
[King James Bible] Book of Ezekiel |
[Baiboly 1865] Ezekiela |
[Baiboly Katolika] Ezekiela |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Ezéchiel |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eze / Ez 29:18 | Son of man, |
Ry zanak' olona, mafy ny fanompoana izay nampanaovin' i Nebokadnezara, mpanjakan' 1 Babylona, ny miaramilany tamin' ny namelezany an' i Tyro, ka efa samy tonga sola avokoa ny lohany, sady niendaka ny sorony, nefa tsy nahazo karama avy tany Tyro izy sy ny miaramilany noho ny fanompoana izay nataony tamin' ny namelezany azy. | Ry zanak' olona, Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona, nampanao fanompoana mafy ny miaramilany, namely an' i Tira; tonga sola avokoa ny lohany, mangana avokoa ny sorony; nefa tsy nahazo karama kely akory tamin' i Tira, na ho an' ny tenany na ho an' ny miaramilany tamin' ny fanompoana nataony, namelezany azy. | Fils d' homme, |