<- -> |
[King James Bible] Book of Ezekiel |
[Baiboly 1865] Ezekiela |
[Baiboly Katolika] Ezekiela |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Ezéchiel |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eze / Ez 26:2 | Son of man, because that |
Ry zanak' olona, noho ny nandatsan' i Tyro an' i Jerosalema hoe: Hià! sakoa izay! rava ilay vavahadin' ny firenena! Mba hifindra amiko kosa izao, ka ho feno aho, fa izy kosa ho foana, | Ry zanak' olona, noho ny nitenenan' i Tira momba an' i Jerosalema nataony hoe: Hià! Hià! vaky ilay vavahadin' ny firenena! aty amiko indray no todihin' ny olona; ka izaho ho feno; izy kosa efa zary efitra! - | Fils d' homme, parce que |