<- -> |
[King James Bible] Book of Ezekiel |
[Baiboly 1865] Ezekiela |
[Baiboly Katolika] Ezekiela |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Ezéchiel |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eze / Ez 10:22 | And the likeness of their faces was the same faces which I saw by the river of |
Ary ny endriky ny tarehiny dia nitovy tamin' ilay efa hitako teo amoron' ny ony Kebara ihany, dia ny endriny sy ny tenany; ary ny hitsin' ny tavany no nalehany. | Ary ny amin' ny fijery ny tavany dia ireo tava hitako teo amoron' ny ony Kobara ihany; sahala ny fijery azy; tena ilay tany ihany izany. Samy nandeha tamin' izay hitsiny avy izy. | Leurs faces étaient semblables aux faces que j' avais vues près du fleuve |