|
|
|
|

Entrée1  zavamiaina
Mots élémentaires  2  zavatra, miaina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Ny zavatra rehetra misy aina ka mandeha na mihetsika, ary teraka, velona, dia maty, toy ny olombelona, ny biby... [1.1]
Explications en français  5  être vivant, organisme [1.13]
Exemples  6  dia notsindroniny ny lefona avokoa, ka latsaka any an-kady avokoa (ny zavamiaina no tsy mba notsidroniny. [1.406#]
Vocabulaire  7  Biologie
Synonymes  8  zavamananaina
Mots composés 

Mis à jour le 2024/08/13