Entrée | 1 zandry |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Ny iray tam-po teraka aorian' ny zaza iray: Faly Ikoto fa vao nahazo zandry 4 Izay rehetra kely taona noho ny olona iray: Zandriko ny rahalahinao satria teraka tamin' ny taona 1952 aho fa izy kosa tamin' ny taona [1.1] |
Explications en anglais |
5 a younger brother or sister; a junior [1.7] |
Explications en français |
6 cadet [1.54] 7 cadet, cadette [1.8] |
Vocabulaire |
8 Rapports: famille |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot zandry |
Mis à jour le 2024/09/16 |