|
|
|
|

Entrée1  zanabolana
Mots élémentaires  2  zanaka, volana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Antontan-javatra goavana alefan' ny olombelona eny amin' ny habakabaka, nefa tsy mihoatra ny faritra ahazoan' ny tany misintona azy, ka manjary toy ny volana kely manodidina ny tany ary ampiasain' ny olo-mahay amin' ny fikarohana ara-tsiansa [1.1]
Explications en anglais  5  a man-made satellite [1.7]
Explications en français  6  satellite envoyé dans l'espace; cf. sambon-danitra [1.8]
Exemples  7  zanabolana no mampita ny zava-mitranga any an-dafy any ka avy hatrany dia hitantsika atý [2.445#]
Vocabulaire  8  Physique

Mis à jour le 2024/08/13