|
|
|
|

Entrée1  volavelona
Mots élémentaires  2  vola, velona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  karaza-metaly sarobidy, tsiranoranony fa tsy mivongana ny toetrany, ary anaovana ireo fitaovana fitsapana hafanana na fitsapana ny havesatry ny aera [1.1]
5  karazana metaly fotsy miranoka [1.13]
Explications en anglais  6  quicksilver, mercury [1.7]
Explications en français  7  mercure [1.3, 1.5, 1.8, 1.13]
International  8  Hg [3.1]
Vocabulaire  9  Chimie
Tableaux et planches  10  Table périodique

Mis à jour le 2024/08/31