|
|
|
|

Entrée1  voaroy
Radical  2  voa
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Anarana iombonan' ny karazan-kazo madinidinika maro, misy voany menamena kely [1.1]
Explications en anglais  5  the mulberry and similar fruits [1.7]
Explications en français  6  le mûrier; son fruit [1.8]
7  (de voa : fruit ; et roy : épines, plante épineuse). Nom générique des Ronces ou rubus (Rosaceae). Voir les mots de voarointsaka à voarointsilo. [1.196]
Exemples  8  Ny hazo voaroy ihany no hazo voangaly. [2.69#222]
9  Ramielovola Ramielovoahangy ny nifiny dia vato lahatra ny tanany dia vanim-bero ataonao ho trandraka anaty voaroy ve aho Randriamatoa? [2.131#49]
Vocabulaire  10  Botanique: arbre
Synonymes  11  hazondandy, voaroihazo
Phytonymes 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot voaroy
Article  14  Randzavola: voaroy ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  15  voaory, voaroy

Mis à jour le 2022/07/30