Entrée | 1 vilia |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fivadihan' ny vaninteny ao amin' ny hoe "Lovia" izay tena teny voalohany; zavatra fasiana ny sakafo aroso hohanina: Ny vilia dia mety ho vy na bakoly na tanimanga na hazo [1.1] |
Explications en anglais |
4 a plate, a dish; cf. lovia [1.7] |
Explications en français |
5 plat, assiette [1.8] |
Exemples |
6 Vilany nongo vao sy vilia bakoly fotsy no eo anoloany ary ratsan-kazo madinika maromaro mitsatoka an-jingakely no mipololotra midonan-tsetroka eo an-kaviany. [2.470] |
Vocabulaire |
7 Economie: articles ménagers |
Autres orthographes | 8 lovia |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot vilia |
Mis à jour le 2020/07/31 |