|
|
|
|

Entrée1  lovia
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Tanty vy na porisilaina talesaka atao fasiana ny sakafo loarana, vilia: Vary iray lovia
Explications en anglais  4  [1.7] a dish
Explications en français  5  [1.8] assiette, plat
Exemples  6  Dia nitosaka ny hena kisoa sy ny vary, feno ilay lovia be iny. [2.606#]
7  Mety ho vahoaka mpandevina koa no ho tonga fa tsy mpaka lovia. [2.643#]
Autres orthographes  8  vilia
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot lovia
Article  14  Randzavola: lovia ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  15 

Mis à jour le 2025/01/21