Entrée | 1 vaditsindrano |
Radical | 2 vady |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 vehivavy alain' ny Andriamanjaka na ny zanak' andriana ho vady amin' ireo Tsindranovavy na amin' ny mpanompovaviny 5 vady an-tsiraka, vady an' efitra, tokantranomaso, vazo, sakaiza ratsy, ranitra, sengy [1.1] |
Explications en anglais |
6 a slave or a person of low rank taken as a concubine [1.2] |
Explications en français |
7 concubine prise par le souverain ou par un prince parmi les Tsindranovavy ou parmi les esclaves [1.3] |
Exemples |
8 haja ìhany ny vady sy ny vaditsindrano. [1.38] 9 Misy mpanjakavavy enimpolo, vaditsindrano valopolo, ary zatovovavy tsy hita isa [2.996] |
Vocabulaire |
10 Rapports: famille |
Morphologie |
|
Article |
13 Randzavola: vady tsindrano ao amin' ny Baiboly (=> fanambadiana) |
Mis à jour le 2022/07/30 |