|
|
|
|

Entrée (1/2)1  toetoetra
Radical  2  toetra
Partie du discours  3  nom
Explications en français  4  [duplicatif diminutif] [1.3]
Exemples  5  Ambondrombe, dia toy izany no fomba ny sy toetoetra n' Ambondrombe, dia tendrombohitra avo mifono ala, eny atsimo ny Fianarantsoa manao atsinanana eny; [2.48]
6  Milaza ny toetoetra sy ny fomban' Andriamanitra izy. [1.38]
Dérivés 
7  Verbes actifs :
Mots composés 

Entrée (2/2)9  toetoetra
Radical  10  toetra
Partie du discours  11  nom
Explications en malgache  12  filahatry ny haben'ny singambato [1.13]
Explications en français  13  texture du sol [1.13]
Vocabulaire  14  Géologie
Mots composés 

Mis à jour le 2023/09/14