|
|
|
|

Entrée (1/2)1  rivo-doza
Mots élémentaires  2  rivotra, loza
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] rivotra mafy fitsoka ary mazàna arahin' orana ka mandevona sy manimba zavatra maro
5  [1.13] rivo-mahery miforona any afovoan-dranomasina arahina orambe ka mitera-doza
Explications en français  6  [1.13] cyclone
Exemples  7  Sady amin' izay nitondra rivotra toy (toa) rivodoza. [2.445]
8  Voalohany, izy dia hazo tsy mamony raha tsy amin’ny taona nandalovan’ny rivodoza; [4.27]
9  Nandrava trano mora vao naorina teny Alakamisy Anosiala ilay rivodoza Giovanna. Trano 91 tamin'ny zato no rava [4.14;2012/02/18]
Vocabulaire  10  Météorologie
Synonymes  11  rivo-mahery
Titres  12  Rivo-doza (Rajemisa-Raolison Régis)
Citations  13  Textes citant rivo-doza
Illustrations 
14  15 

Entrée (2/2)16  Rivo-doza
Mots élémentaires  17  rivo-doza
Partie du discours  18  nom propre (pièce de théâtre) [Liste complète]
Vocabulaire  19  Littérature: pièces
Auteur  20  Rajemisa-Raolison Régis
Editions  21 

Anagrammes  22  rivo-doza, Rivo-doza

Mis à jour le 2025/02/08