|
|
|
|

Entrée1  rahampitso
Partie du discours  2  adverbe
Vocabulaire  3  Temps
Explications en malgache  4  Enti-milaza ny andro manaraka ny anio: Talata anio, alarobia rahampitso ~ Handeha ho any Toamasina izy rahampitso [1.1]
Explications en anglais  5  Tomorrow; lit. when tomorrow. See ampitso [1.2]
6  Tomorrow [1.7]
Explications en français  7  Demain [1.3, 1.8]
Exemples  8  Miverena eto ialahy rahampitso tahaka izao? [2.471]
9  Raha rahampitso dia homeko olona ianareo roa lahy handeha, hoy izy. [2.472]
Mots élémentaires  10  raha, ampitso
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot rahampitso
Tableaux et planches  12  Tous les adverbes

Mis à jour le 2023/11/27