Entrée | 1 mpianatra |
Radical | 2 anatra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Antokon' olona mitady fahaizana na mampitombo fahalalana eo ambany fitarihana mpanoro atao hoe mpampianatra |
Explications en anglais |
5 [1.7] a pupil, a student |
Explications en français |
6 [1.3, 1.8] étudiant, élève 7 [1.3] disciple, imitateur |
Exemples |
8 Nisy fifidianana mpianatra halefa any an-dafy hitsangatsangana, amin' ny vakansy faran' ny taona. [2.332#] 9 Andrianaivoravelona, ary Rainizafy, hanadina ny mpianatra, Kilasin' Andriamanamizao sy Ramahandry. [2.649#] |
Vocabulaire |
10 Education |
Mots composés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot mpianatra |
Article |
14 Randzavola: mpianatra ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 15 mañapatry, manapitra, mpanaitra, mpianatra, mpiatrana, naampatry, niampatra |
Mis à jour le 2025/02/05 |
![]() |