|
|
|
|

Entrée1  ministera
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Sampan-draharaha ambony indrindra ao anatin' ny Governemanta: Ny minisiteran' ny fampianarana [1.1]
Explications en anglais  4  a government department or ministry [1.7]
Explications en français  5  sampan-draharaha ambony ao amin' ny fitondram-panjakana [1.66#764]
6  un ministère du gouvernement [1.8]
Exemples  7  Tamin' izany, dia nisy ministera nihevitra ny hanovana ny satan' ny Tany Ampitandranomasina. [2.113]
8  Avy amin' ireo rijan-teny ireo no nahatonga ny ministera maro ho nankinina tamina miaramila am-perinasa. [4.27]
Vocabulaire  9  Politique
Mots composés 

Anagrammes  11  ministera, mirañitse, simenitra

Mis à jour le 2020/07/31