|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manasitrana
Radical  2  sitrana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manafaka amin' ny aretina: Dokotera Ranona no nanasitrana azy ~ Mahay manasitrana ny habokana hono izy [1.1]
Explications en anglais  5  to heal [1.7]
Explications en français  6  guérir [1.8]
Exemples  7  Aoka hasehoko an'i Voahirana ity, hoy ny teniny irery fa mety hisy hahazoany manasitrana io vavany toro io. [2.895#]
Vocabulaire  8  Santé
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Analogues  13  mampanaritra, manala, manafaka

Entrée (2/2)14  manasitràna
Radical  15  sitrana
Partie du discours  16  impératif du verbe actif manasitrana
Tableaux et planches  17  Tous les impératifs actifs

Anagrammes  18  manasitrana, manasitràna, manasitrana, manasitràna

Mis à jour le 2023/01/20