Entrée | 1 lakana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fitaovana hazo na vy entina mitety na mandeha ambony rano, mita rano; matetika ny lakana dia vita amin' ny vatan-kazo lehibebe noloahana izay manjary maivana ary mitsinkafona tsy milentika 4 Lakan-drafitra very fivoy: enti-milaza olona tsy manana na inona na inona hianteherana intsony hamonjena tena [1.1] |
Explications en anglais |
5 a canoe. Laka is used in the provinces. [Poly. Waha, vaka, hak (?)] [1.2] 6 a dugout canoe; any small boat [1.7] |
Explications en français |
7 pirogue, petit bateau [1.8] |
Exemples |
8 Nanantena ny hoampitaina izy rehefa miverina, nefa tsy teo intsony koa ny lakana. [2.470] 9 miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela. [2.471] |
Vocabulaire |
10 Navigation |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Proverbes | 25 Proverbes contenant le mot lakana |
Illustrations |
|
Anagrammes | 28 kalana, lakana, lanaka |
Mis à jour le 2023/06/16 |