|
|
|
|

Entrée1  fandakana
Radical  2 lakana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Famelezana amin'ny tongotra: Fandakana baolina.
5 Fitsipahana, izay matetika mariky ny tsy fitiavana ombampaniratsirana: Fandakana ray aman-dreny izany fihetsika izany.
6 Fanoherana: Fandakana miharihary ny hevitro izany teninao izany. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12