|
|
|
|

Entrée1  izato
Radical  2  ito
Partie du discours  3  pronom
Explications en malgache  4  Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "ito" ihany: Tiako loatra izato tanàna kely ato ambany andrefana voaravaka voninkazo. Matetika koa anefa ny "izato" dia mpamaritra anarana enti-manambony na manindrahindra zavatra: Endrey! izato tarehin-trano! na mamaritra mpisolo anarana misolo olona: Manao ahoana izato izy? [1.1]
Explications en anglais  5  this near by (not in sight) [1.7]
Explications en français  6  celui-ci, assez près (pas visible) [1.8]
Autres orthographes  7  izaty
Mots composés 
Tableaux et planches  9  Tous les pronoms
10  Tous les pronoms

Mis à jour le 2023/01/21